|
|
|
|

Entrée1  latsaka babay, tonga babay
Mots élémentaires  2 latsaka, 3 tonga, 4 babay
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa).. [1.10]
Explications en français  7 Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute. On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte). [1.3]
Vocabulaire  8  Jeu
Autres orthographes  9 latsaka i babay, tonga i babay

Mis à jour le 2025/11/11